App search

Baiboly Tsimihety

org.wycliffe.baibolymultimedia.tsimihety
5,000+
installs · ≈5K
—
0 ratings
2024-10-23
first release
2026-08-05
last update

Description

Baiboly voadika amin'ny fiteny Tsimihety

Ity Baiboly ity dia natao dikan-teny manakaiky ny fon’ny olona. Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin'Andriamanitra araka ireo fitenin’ny faritra samihafa. Mizara ny mana isan'andro ho anao. Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly. Afaka mizara ny tenin'Andriamanitra miainga avy ao amin'ny Baiboly ity ianao. Afaka mizara sary misy tenin'Andriamanitra ianao. Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao. Azo zaraina maimaimpoana ny "application."

What's new

Ity no laharana volohany amin'ity Baiboly voadika amin'ny teny Tsimihety ity. Testamenta Vaovao ihany no ao anatiny aloha amin'izao fa hivoaka tsy ho ela ny Baiboly iray manontolo. Ho hatsaraina mian-dalana sy hisy fanavaozana foana ihany koa.

Details

Version14.3.1
Minimum Android version5.0
Reviews0
Developer websitewycliffe.org
Available inworldwide (242)
Developer contactson the Business plan
Collected2026-11-20

This data in the API

The full record in JSON costs 1 token.

curl -H "X-API-Key: YOUR_KEY" \
  "https://apkapi.com/api/v1/app?id=org.wycliffe.baibolymultimedia.tsimihety"