앱 검색

BNI

mg.bni.app
100,000+
설치 · ≈128K
★ 3.00
평가 1 553개
2025-05-12
첫 출시
2026-01-30
마지막 업데이트

설명

Tahirim-bola sy fitantanana kaonty amin’ny finday

BNI MADAGASCAR, ilay banky malagasy voalohany Ilay banky miara-dàlana aminao. Manova tanteraka ny fitantanana ara-bolanao ny Application BNI. Natao hifanaraka amin'ny fiainanao andavanandro, mamela anao hitantana ny kaontinao amin'ny fomba tsotra tsy manam-paharoa, n'aiza n'aiza misy anao. Izany rehetra izany amim-pahatoniana. 1. Sokafy amin'ny findainao ny kaontinao. Lasa boss ianao : Voalohany eto Madagasikara: 100% nomerika ! Ampidiro ny mombamomba anao, alaivo sary ireo antotan-taratasy ilaina, safidio ny pack ary soniavo. Tsy mila mivezivezy intsony, amin’ny fotoana rehetra. 2. Manokafa kaonty tahiry avy amin’ny alalan’ny application anao : Application tokana eto Madagasikara izay manome anao fahafahana manao izany. Manaova tahiry, ampitomboy ny volanao, omano ny tetikasanao. Na aiza na aiza misy anao : manokafa, mandefasa vola ary araho mivantana ny tahirinao, amin’ny fotoana izay mampety anao. 3. Tsotra ny fidirana : Midira amin'ny kaontinao amim-pahatoniana tanteraka. Safidio ny kaody fidirana, ampiasao ny famantarana biometrika mba hiarovana anao bebe kokoa. 4. Eo am-pelatànanao daholo ny zava-drehetra : Jereo ny kaontinao amin'ny fotoana rehetra. Tantano ny tahirinao. Araho ny findramam-bola natao. Fantaro ny latsakemboka natao amin'ny fiantohana. 5. Fandefasam-bola : Alefaso ao anaty segondra vitsy ny vola. Azonao atao ny mandefa vola eo no ho eo na amin’ny fotoana voafaritra. Na koa mandefa vola miverimberina. Ary mampiditra mpandray efa mahazatra. Tsotra, mora ary azo antoka. 6. Fandefasam-bola amin'ny QR Code : Alaivo sary ary alefaso ny vola ! Mifandefasa vola amin'ny samy kaonty BNI miaraka amin'ny QR Code. 7. Hetsika natao rehetra : Araho ireo hetsika ara-bola natao rehetra. Mazava tsara sy feno amin'ny antsipiriany. Azonao alaina sy tehirizina araka ny filànao 8. Fomba vaovao hitantanana ny karatrao : Jereo ireo hetsika rehetra natao, ny karatra miasa na tsy ampiasaina. Jereo amin'ny antsipiriany ny mombamomba ny karatrao. 9. Findramam-bola eo noho eo, 100% nomerika : Tsy mbola mora toy izao ny fomba findramam-bola. Ao anatin'ny finday, safidio ny tolotra mifanaraka aminao, ekeo ny fangatahana, ary sitraho avy hatrany ny vola nindramina. 10. Fikirana sy fanampiana : Avaozy avy hatrany ao amin'ny Application ny mombamomba anao. Mila fanampiana? Mifandraisa avy hatrany amin'ny bankinao avy ao amin'ny application. Application natao ho anao. Mihavao hatrany hanomezana tolotra vaovao ho anao: haingana ary voaaro ny fampiasana azy amin'ny dingana rehetra. Alaivo dieny izao ny Application BNI. BNI MADAGASCAR, miara-dàlana aminao n'aiza n'aiza misy anao

평점 분포

5★621
4★103
3★103
2★103
1★621

상세

버전2.1.1
최소 Android 버전11
리뷰7
개발자 웹사이트bni.mg
제공 국가전 세계(242)
개발자 연락처Business 요금제에서
수집 수2026-11-23

차트 순위

차트 1개, 1개 국가에 진입, 최고 4위.

마다가스카르 · free#4 FINANCE

API로 보는 이 데이터

JSON 전체 기록은 1토큰입니다.

curl -H "X-API-Key: YOUR_KEY" \
  "https://apkapi.com/api/v1/app?id=mg.bni.app"